<-
->

Mts / Mpits 6:26 And build an altar unto the Lord thy God upon the top of this rock, in the ordered place, and take the second bullock, and offer a burnt sacrifice with the wood of the grove which thou shalt cut down. dia manorena alitara eto an-tampon' ity fiarovana ity ho an' i Jehovah Andriamanitrao, ka amboary tsara izy, ary alao ilay ombilahy faharoa, ka atero ho fanatitra dorana amin' ny hazon' ny Aseraha izay hokapainao. Rahefa izany manorena otely eo an-tampon' ity fitoerana mimanda ity, ho an' ny Tompo Andriamanitrao, sy manamboara azy, ka alao ilay ombalahy faharoa, ary manolora sorona dorana amin' ny hazon' Aserah hokapainao. Puis tu construiras à Yahvé ton Dieu, au sommet de ce lieu fort, un autel bien disposé. Tu prendras alors le taureau et tu le brûleras en holocauste sur le bois du pieu sacré que tu auras coupé. "