<-
->

Mts / Mpits 20:43 Thus they inclosed the Benjamites round about, and chased them, and trode them down with ease over against Gibeah toward the sunrising. Nanemitra ny Benjamita izy ka nanenjika azy ary nanitsaka azy mora foana tandrifin' i Gibea atsinanany. Notemerany sy nenjehiny Benjamina dia novonoiny teo amin' izay niatoany hatrany an-tandrifin' i Gabaà any amin' ny fiposahan' ny masoandro. Ils cernèrent Benjamin, le poursuivirent sans répit et l'écrasèrent en face de Gibéa, du côté du soleil levant.