<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 4:15 | For though ye have ten thousand instructers in |
Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin' i Kristy aza ianareo, dia tsy maro ray ianareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin' i Kristy Jesosy tamin' ny filazantsara. | Satria na dia ho iray alina aza ny mpampianatra anareo ao amin' ny Kristy, dia tsy maro ray hianareo, fa izaho ihany no niteraka anareo tamin' ny Evanjely ao amin' ny Kristy. | Auriez-vous en effet des milliers de pédagogues dans le |