Entrée Evanjely
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany
¶ Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika
Mitovy hevitra: Vaovao mahafaly ~ filazantsara [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: Évangile.
Autres orthographes 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31