Entrée Filazantsara
Mots élémentaires filazana ; tsara
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en malgache Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [1.1]
Explications en anglais The Gospels; the New Testament [1.2]
Explications en français Evangile, Nouveau Testament [1.3]
 Nouveau Testament, Évangile [1.5]
Exemples 
1Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649]
2amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357]
3Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : filazantsara, filazantsaran', filazantsaran-
Préfixée : -pilazantsara, -pilazantsaran', -pilazantsaran-
Citations bibliques 
Article 

Mis à jour le 2023/06/03