<-
->

Asa 8:16 (For as yet he was fallen upon none of them: only they were baptized in the name of the Lord Jesus.) Fa tsy mbola nisy nilatsahany izy na dia iray akory aza; fa natao batisa tamin' ny anaran' i Jesosy Tompo ihany izy. satria vita batemy tamin' ny anaran' i Jeso Tompo ihany izy ireo, fa tsy mbola nisy nidinan' ny Fanahy Masina na dia iray aza. Car il n'était encore tombé sur aucun d' eux ; il avaient seulement été baptisés au nom du Seigneur Jésus.