<-
->

Deo / Dt 26:13 Then thou shalt say before the Lord thy God, I have brought away the hallowed things out of mine house, and also have given them unto the Levite, and unto the stranger, to the fatherless, and to the widow, according to all thy commandments which thou hast commanded me: I have not transgressed thy commandments, neither have I forgotten them. ary dia lazao eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao hoe: Efa navoakako avokoa ny zava-masina tao an-tranoko ka nomeko ny Levita sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, araka ny lalànao rehetra izay nandidianao ahy; tsy nandika ny didinao aho na nanadino azy. dia lazao eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao hoe: Efa navoakako tao an-tranoko avokoa ny zava-masina, ka nomeko ny Levita mbamin' ny vahiny, sy ny kamboty ary ny mpitondratena, araka ny didy rehetra nomenao ahy; tsy nisy nodikaiko na nohadinoiko ny didinao na dia iray aza. tu diras en présence de Yahvé ton Dieu : " J' ai retiré de ma maison ce qui était consacré. Oui, je l' ai donné au lévite, à l'étranger, à l' orphelin et à la veuve, selon tous les commandements que tu m' as faits, sans outrepasser tes commandements ni les oublier.