<-
->

Deo / Dt 12:12 And ye shall rejoice before the Lord your God, ye, and your sons, and your daughters, and your menservants, and your maidservants, and the Levite that is within your gates; forasmuch as he hath no part nor inheritance with you. Dia hifaly eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny ankizilahinareo sy ny ankizivavinareo ary ny Levita izay ao an-tanànanareo; fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo. Dia hifaly eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrareo hianareo sy ny zanakareo lahy mbamin' ny zanakareo vavy, ary ny ankizilahy aman' ankizivavinareo, mbamin' ny Levita izay anatin' ny vavahadinareo, satria tsy mba niara-nandray anjara na lova taminareo izy. vous vous réjouirez alors en présence de Yahvé votre Dieu, vous, vos fils et vos filles, vos serviteurs et vos servantes, et le lévite qui demeure chez vous, puisqu' il n' a ni part ni héritage avec vous.