<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 9:23 | At the commandment of the |
Araka ny didin' i Jehovah no nitobiany, ary araka ny didin' i Jehovah no niaingany; nitandrina izay nasain' i Jehovah notandremany izy, araka ny tenin' i Jehovah izay nampitondrainy an' i Mosesy. | Didin' ny Tompo no nitobiany, didin' ny Tompo no niaingany: nitandrina ny didin' ny Tompo izy ireo, araka ny tenin' ny Tompo izay nomeny tamin' ny alàlan' i Moizy. | Sur l' ordre de |