<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 7:89 | And when |
Ary rehefa niditra tao amin' ny trano-lay fihaonana Mosesy mba hiteny amin' Andriamanitra, dia nandre ny feo miresaka aminy izy avy tao amin' ny rakotra fanaovam-panavotana izay teo ambonin' ny fiaran' ny Vavolombelona, avy eo anelanelan' ny kerobima roa; dia niteny taminy Jehovah. | Raha niditra tao amin' ny trano lay fihaonana i Moizy, mba hiteny tamin' ny Tompo, dia nandre feo niresaka taminy, avy ao amin' ny fanaovam-panavotana izay nipetraka teo ambonin' ny fiaran' ny vavolombelona, anelanelan' ny kerobima roa. Ary niteny taminy izy. | Quand |