<-
->

Jer / Jr 3:10 And yet for all this her treacherous sister Judah hath not turned unto me with her whole heart, but feignedly, saith the Lord. Fa na dia izany rehetra izany aza dia tsy nety niverina tamiko tamin' ny fony rehetra Joda mpivadika rahavaviny, fa tamin' ny fihatsaram-belatsihy ihany, hoy Jehovah. Ary na izany rehetra izany koa aza Jodà mpivadika, rahavaviny, tsy niverina tamiko, tamin' ny fony rehetra, fa tamim-pitaka fotsiny, - teny marin' ny Tompo. En plus de tout cela, Juda, sa soeur perfide, n' est pas revenue à moi de tout son coeur, mais avec imposture, oracle de Yahvé.