<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 22:11 | For thus saith the |
Fa izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Saloma, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an' i Josia rainy, saingy efa niala tamin' ity tany ity: Tsy hiverina atý intsony izy, | Fa izao no lazain' ny Tompo: Ny amin' i Seloma, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà, izay nanjaka nisolo toerana an' i Josiasa rainy, sy efa niala tamin' ity fitoerana ity: Tsy hiverina aty intsony izy, | Car ainsi a parlé |