<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:23 | After him repaired |
Manarakaraka ireo dia namboatra koa Benjamina sy Hasoba teo amin' ny tandrifin' ny tranony ihany. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Azaria, zanak' i Mahaseia, zanak' i Anania, teo anilan' ny tranony ihany. | Manarakaraka ireo, dia Benjamina sy Hasoba nanamboatra teo an-trandrifin' ny tranony. Manaraka ireo, Azariasa zanak' i Maasiasa zanak' i Anania, nanamboatra teo akaikin' ny tranony. | Après eux |