Entrée voangaly
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1]
Explications en français Cétoine [1.3, 2.165]
 Coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3]
Nom scientifique Cetonia
Exemples 
1Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69]
2Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/08/19