|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  erana
Fototeny  2 era
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/6)9  erana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza: -- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a full measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 mesure pleine; ce qui est possible [1.8]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (3/6)20  erana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 harim-bilany, molaly [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/6)23  eraña
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 erana [1.13]

Teny iditra (5/6)26  erana
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 espace [1.13]
Voambolana  29  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (6/6)31  erana
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33 (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang). Nom de divers cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture. Ce sont notamment :
34 Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. [Betsimisaraka, Tanosy]
35 Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.;
36 Cyperus dives Delile (Cyperaceae) .
37 Voir aussi herana. [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  42 Anera, eraña, erana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08