Entrée mikea
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Betsileo] Mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy [1.78]

Entrée Mikea
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Exemples 
1Nony tany an' ala izy, nahita Mikea izay. [2.606]
2Nisy anaram-poko Mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa. [2.508]
Vocabulaire 
Proverbes 

Entrée Mikea
Partie du discours nom propre (livre biblique)
Explications en anglais Mikea, Mika: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Explications en français Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Mika

Entrée Mikea
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Micaiah [2.996]
Explications en français Michée [2.996]
Exemples Ilay iraka lasa niantso an'i Mikea dia niteny taminy nanao hoe: [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Mikaia
Citations bibliques 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30