|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zoto |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 zeal, diligence;
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 zèle, diligence; application
[1.8] |
| Ohatra |
6 Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo.
[2.4#]
7 Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#] 8 Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 20 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 tozo, zoto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|