|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zioga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 an ox-yoke
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 joug
[1.8] |
| Ohatra |
5 Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Toe-karena: fiompiana |
| Tsipelina hafa | 10 jioga |
| Lahatsoratra | 11 Randzavola: zioga ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 12 giazo, zioga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|