Entrée zazavavy (zaza, vavy)
Partie du discours nom
Explications en français petite fille [1.3]
Morphologie 
zazavavy
zazavaviko
zazavavinao
zazavaviny
zazavavintsika
zazavavinay
zazavavinareo
zazavavin'
zazavavin-
zazavavim-
-jazavavy
-jazavaviko
-jazavavinao
-jazavaviny
-jazavavintsika
-jazavavinay
-jazavavinareo
-jazavavin'
-jazavavin-
-jazavavim-
Exemples 
1Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy. [2.4]
2Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499]

Mis à jour le 2020/07/31