Entrée zaza natsangana (zaza, tsangana)
Partie du discours locution
Explications en malgache zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31