|
|
|
|

Teny iditra1  zatovovavy
Singan-teny  2 zatovo, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a young woman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 jeune fille [1.8]
Ohatra  7  Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady. [2.356]
8  Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a? [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12