|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zarina
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be made accustomed; to be trained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on habitue; qu'on apprivoise [1.3#869, 1.8]
7 qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise [1.3#869]
8 qu'on dompte [1.8]
Ohatra  9  Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy. [1.519#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  zarina
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 palmier à huile [1.13]
Voambolana  17  Haizavamaniry: hazo palma

Fivaditsoratra  18 rizana, zarina, 19 zinara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12