Entrée zafy tsy havana (zafy, havana)
Partie du discours expression
Définition malgache ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy [Rajemisa 1985]
Définition française parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus [Abinal 1888]
Vocabulaire 

2015/10/27