|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zafindraony |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-javatra tompon-tany nampifangaroina tamin' ny karazana vahiny ka nahatonga karazana hafa eo anelanelany: akoholahy zafindraony. / Hira zafindraony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a crossbreed (of people, animals, birds).
5Malagasy style religious music. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6personne ou animal de race croisée.
7musique religieuse malgache composée d'éléments divers. [1.8] |
| Voambolana | 8 Fifandraisana: (amin' ny ankapobeny) 9 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 10 kinto, 11 kiry, 12 metisy, 13 safiotra, 14 sary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|