|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  W  ~  w    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Mpanahaka  4  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny abidia
Sary 

Teny iditra (2/2)8  W    
Sokajin-teny  9  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  10 Singa mivaingana, faha-74 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 Tungsten. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 Tungstène. [3.1]
Voambolana  13  Simia
Teny nalaina  14  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08