|
|
|
|

Teny iditra1  vontosana
Fototeny  2 vonto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tantera-drano, bobo-drano: Vontosy rano ity lamba ity
5 Hosorana manontolo: Vontosy menaka ny lamosiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be soaked, to be saturated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on fait tremper [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 voantsona, vontosana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17