|
|
|
|

Teny iditra1  vontom-bintana
Singan-teny  2 vontona, 3 vintana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny andro faharoa entin' ireo renivintana (Alahamady, Asorotany, Adimizana, Adijady) izay mitondra andro telo: vavany -- vontony -- vodiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12