|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vintana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lahatra, anjara [Tanala] [1.78]
4 Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 fate, luck, destiny [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 destin, sort [1.8]
7 destinée [1.3, 1.66]
Ohatra  8  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  vintana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 fintana [Sihanaka, Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  17 vantany, vintana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17