|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  volobe
Singan-teny  2 volo, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy
6 Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika [1.1]

Teny iditra (2/3)7  volobe
Singan-teny  8 volo, 9 be
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (« grand bambou »).
12 Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848.
13 Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits :
14 Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  15  Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany. [2.895#76]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)19  Volobe
Singan-teny  20 volo, 21 be
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  23  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Volobe, volobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21