Entrée volavelona (vola, velona)
Partie du discours nom
Définition malgache karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [Rajemisa 1985]
 karazana metaly fotsy miranoka [SLP 1986]
Définition anglaise quicksilver, mercury [Hallanger 1973]
Définition française mercure [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  Hg
Tableaux et planches Firaketan'i Mendeleiev

2013/09/16