|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voavidy |
| Fototeny | 2 vidy |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 acheté
[1.3#832] |
| Ohatra |
5 voavidy ny lamba.
[2.442#71]
6 Efa voavidy ilay trano menamenan' Ambatovinaky izay an' ny "Union de Paris» ny taona. [2.356#202] |
| Tovy hevitra | 7 vinidy |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how voavidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|