Entrée voatiry
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy entana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: voiture.
Exemples Asainy haroso amin' izay ny voatiry tarihin-tsoavaly efa vonona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]

Mis à jour le 2020/07/31