Entrée |
voatavoarivolahy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina [1.1]
|
Explications en français | [Merina]
(de voatavo et
arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité).
Variété de
Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère).
[1.196]
|
Nom scientifique | Lagenaria siceraria |
Exemples | Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga.
[2.436]
|
Vocabulaire |
|