|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voasana
Fototeny  2 vofy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Esorina ny hodiny: Voasy ity mananasy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be peeled [1.2, 1.7]
6 to be skinned, to be scaled. This word is evidently a corruption of ofasana, which should grammatically be the form of the passive verb. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on épluche, qu'on écorce; écorcer, peler; égrener (maïs) [1.8]
8 écorcé (pour les arbres) ; décortiqué (pour les arachides, etc.) ; épluché (pour les légumes) [1.196]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  voasana
Fototeny  15 vofy
Sokajin-teny  16  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 Hazavaina: Novoasan' ny mpampianatra tsara ny lesona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 to be explained by discussion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 qu'on explique par une discussion [1.8]
Ohatra  20  Raha voasana ny filazana ny Ramiary toy izany, dia izao teny vitsy izao no sisa ampy ho filazana azy: - Datura alba, Nees. [1.357#]
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  25 savoana, voasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17