|
|
|
|

Teny iditra1  voapaoka
Fototeny  2 paoka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4 enlevé, raflé lestement [1.3#477]
Ohatra  5  Iza no nanao ny sabany ho tahaka ny vovoka, ary ny tsipìkany ho tahaka ny vodivary voapaoka? [2.996#29.041.002]
Tovy hevitra  6 pinaoka

Fivaditsoratra  voapaoka, 7 voapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12