| Entrée | 1 voana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13] 4 [voaña] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Bezanozano, Tanala] [1.78] 5 [voaña] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Sihanaka] [1.78] |
| Explications en français |
6 insecte [1.13] |
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 8 Zoologie: (en général) |
| Analogues | 9 voanafandrava, 10 voanamahasoa |
| Anagrammes | 11 avona, 12 ôvana, ovana, 13 vaoña, vaona, 14 voana |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|