|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  voamena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny.
4 -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe:
5 ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10),
6 ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15),
7 ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17),
8 ny voamena (0,fr 20),
9 ny fitoventisivoamena (0,fr 25),
10 ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30),
11 ny roavoamena (0,fr 40),
12 ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50). [1.1]
Voambolana  13  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)16  voamena
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (de voa : graine ; et mena  : rouge).
19 Abrus precatorius L. (Fabaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)22  voamena
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 (déformation de voamay).
25 Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae). [Bara] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28 voamane, voamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17