|
|
|
|

Teny iditra1  lasiray
Singan-teny  2 ila, 3 iray
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 same as ilasiray [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 un voamena et demi; le seizième de la piastre [1.3]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 alasiry, 11 lasiray

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02