Entrée voambolana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray
¶ Rakibolana nofintinina
  [Akademia 2005] voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa
¶ boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa
¶ lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky
Explications en français  [SLP 1986] lexique
  [Rakotonaivo 1993, Deverchin: Dictionnaire] vocabulaire
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
 
Analogues  voanteny
Exemples 
1 [SeFaFi ] Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”.
2 [Randriamamonjy: Tantara, page 16] Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny.

Mis à jour le 2020/07/31