|
|
|
|

Teny iditra1  voakosoka
Fototeny  2 kosoka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qu’on a frotté, broyé [1.3#361]
Ohatra  5  Raha efa voatsara ny raharaha mahavoarohirohy dia famotsoran-tsazy no ilazana azy ka foana ny sazy efa notononina fa ny zava-bita kosa tsy voakosoka. [4.27#2012/02/03]
Tovy hevitra  6 kinosoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12