|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kosoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin' ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa na ny tanana eo ambony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 gommage [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)19  kosoka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 paraky kisoka [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  22 (comme kisoka. Tabac réduit en poudre et additionné de cendres végétales et d'autres ingrédients habituellement chiqué. Tabac à mâcher. [1.196]

Fivaditsoratra  kosoka, 23 sakoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19