|
|
|
|

Teny iditra1  voakasika
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 touché [1.3#316]
Ohatra  5  Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [2.4#112]
6  Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny lasa :
Tovy hevitra  8 kinasika

Fivaditsoratra  voakasika, 9 voakisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12