|
|
|
|

Teny iditra1  kinasika
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Voakasika, kasihina, tendrena: Nokinasiny, hono, izy dia sitrana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 touché [1.3#316]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voakasika

Fivaditsoratra  10 kikisana, kinasika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12