|
|
|
|

Teny iditra1  voakarakara
Fototeny  2 karakara
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré [1.3#312]
Ohatra  5  nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy. [2.588#]
6  ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita. [2.270#71]
7  Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana. [2.470#36]
Tovy hevitra  8 kinarakara

Fivaditsoratra  voakarakara, 9 voarakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12