|
|
|
|

Teny iditra1  voahitsaka
Fototeny  2 hitsaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 foulé aux pieds, méprisé [1.3#252]
Ohatra  5  voahitsaka i Mira fa ny dihiny ihany no nimasoany. [2.442#82]
6  Nozahany tsara tsy ho voahitsaka ireo vady aman-janany manao ladina an-tany [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny lasa :
Tovy hevitra  8 hinitsaka
Kamban-teny rehetra  9 kapila voahitsaka
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 voahatsika, voahitsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09