|
|
|
|

Teny iditra1  voahaino
Fototeny  2 haino
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 heard attentively, listened to, obeyed. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Écouté, exaucé [1.3]
Ohatra  6  Indray voahaino teo anatrehan' ny voninahitr' ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. [2.996]

Fivaditsoratra  7 iovohana, voahaino

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12