|
|
|
|

Teny iditra1  voafisaka
Fototeny  2 fisaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 aplati [1.3#173]
Ohatra  5  Volafotsy voafisaka nalaina avy tany Tarsisy sy volamena avy tany Ofaza Izany, asan-tanan' ny mpiasa sy ny mpanefy volamena; [2.996#]
Tovy hevitra  6 finisaka

Fivaditsoratra  7 vaofisaka, voafisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12