|
|
|
|

Teny iditra1  voafay
Fototeny  2 fay
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4 châtié, puni [1.3]
Ohatra  5  Nofaizinao aho, ka voafay, toy ny vantotr' ombalahy tsy voafolaka; [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny lasa :

Fivaditsoratra  voafay, 7 voafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12