|
|
|
|

Teny iditra1  vivery
Singan-teny  2 vy, 3 very
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1]
Ohatra  6  Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928#]
7  Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472#]
Tsipelina hafa  8 vy very

Fivaditsoratra  vivery, 9 vy very

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02