Entrée |
vilana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1]
|
Explications en anglais | Crooked, warped [1.7]
|
Explications en français | évasif: Valy vilana (Réponse évasive) [1.4]
|
| Tordu, qui dévie [1.8]
|
Exemples | Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
[4.27]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|